DIMBAKA KELY (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nampahonena ilay dimbaka kelyFa tsy mba toy ny zaza toa azy
Tsy nankafy tandrimo na kanety
Fa nankafy ny fangalam-piery
Fangalam-piery hafa²
Fangalam-piery hafa²
Ny azy anie
Nentiny ny ankizivavy
Hianatra ny fangalam-piery
Nefa dia nahay sahady
ity kilalao tsy nisy mpijery
Fangalam-piery hafa²
Fangalam-piery hafa²
Ny azy anie
(Kely anie izy)²
kely anie izy dia efa veta² be
(Kely anie izy)²
kely anie izy dia efa veta² be.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 4547
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ledada
Daty : 30/01/2007 07:57