DIMBAKA KELY (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bqhqubys Nampahonena ilay dimbaka kely
Fa tsy mba toy ny zaza toa azy
Tsy nankafy tandrimo na kanety
Fa znxh nankafy ny fangalam-piery
Fangalam-piery hafa²
Fangalam-piery hafa²
Ny azy kcdikjhl anie
Nentiny ny ankizivavy
Hianatra ny fangalam-piery
Nefa dia nahay sahady
ity kilalao tsy nisy mpijery
Fangalam-piery hafa²
Fangalam-piery hafa²
Ny azy anie
(Kely anie tononkira.serasera.org izy)²
kely anie izy dia efa veta² be
(Kely anie izy)²
kely anie izy dia efa veta² be.
Fa tsy mba toy ny zaza toa azy
Tsy nankafy tandrimo na kanety
Fa znxh nankafy ny fangalam-piery
Fangalam-piery hafa²
Fangalam-piery hafa²
Ny azy kcdikjhl anie
Nentiny ny ankizivavy
Hianatra ny fangalam-piery
Nefa dia nahay sahady
ity kilalao tsy nisy mpijery
Fangalam-piery hafa²
Fangalam-piery hafa²
Ny azy anie
(Kely anie tononkira.serasera.org izy)²
kely anie izy dia efa veta² be
(Kely anie izy)²
kely anie izy dia efa veta² be.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 5374
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ledada
Date : 30/01/2007 07:57
