Fanambadiana (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa tanteraka izao fanambadiana izao
Dia noho ny fahasoavan’’i Jeso Kristy
Matoa toa tanteraka izao fifaliana izao
Dia noho ny fitiavany ahy sy Ianao
Matao tanteraka izao fifaliana izao
Dia noho ny fitiavan’i Jesoa Kristy
Matoa toy izao isika roa izao
De tononkira.serasera.org nbrdx sppzt noho ny Fitiavany Ahy sy myjrz Ianao
Koa andeha hidera any Ray isika
Hiara-hanandratra ny anarany
Ka hidera azy ihany koa hisika
Hiarana ny fisaorana
Dia noho ny fahasoavan’’i Jeso Kristy
Matoa toa tanteraka izao fifaliana izao
Dia noho ny fitiavany ahy sy Ianao
Matao tanteraka izao fifaliana izao
Dia noho ny fitiavan’i Jesoa Kristy
Matoa toy izao isika roa izao
De tononkira.serasera.org nbrdx sppzt noho ny Fitiavany Ahy sy myjrz Ianao
Koa andeha hidera any Ray isika
Hiara-hanandratra ny anarany
Ka hidera azy ihany koa hisika
Hiarana ny fisaorana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Les AdelineVisites : 6037
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Missie
Date : 04/12/2004 09:44
