tsotra ihany (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny alina izao
Tsy tsaroako zhht ny hatsiaka
Fa manonofy anao
Sy ny fitiavantsika

Vao maraina indray tononkira.serasera.org ny andro
Ny hankany tqqnu aminao ny saiko
Izay rehetra jereko
Ahitako ptsam ny endrikao

Ny vohary manodidina ahy
Ny feo mandravaka izany
Tiako mba hiainanao
Ho tantaraina aminao

Toy ny masoandro ato an-tsaiko
Hy hazavana nentinao
Hy aingam-panahy hany ilaiko
Tsotra ihany ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalatiana
Visites : 6428
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : cutie
Date : 15/10/2006 19:14
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012