Tany (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miodina ihany,
Mihodina tsy eqdyte heno akory ny tany...
Mandeha mankany...
Tsy fantatra mihitsy ny hiafaràny.
Tsisy manontany,
Na mba mahalala ny zapuwp làlan'ombàny
Fa fombany ihany,
Ny miodina toy izany…
Fa mbola hafa lavitra noho izany no sainitsainin'ny ety
Toa nofinofy ny any,
Ny vola, fitiavana, fanjakàna no hany làlana...
Tsisy fiafaràny!
Tsisy manontany....
nhcgmdny
Heverina tononkira.serasera.org hoe indray andro any tsy hiodina intsony izy,
Hijanona amin'izay...
Ny vola, fitiavana, fanjakàna ve hanaraka izany,
Sa hiodina foana?
Tsisy manontany....
Tonony sy feony : Lalatiana Rajaofara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 3850
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:26