Rahavako (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hendratrendatra, toa zatovo zary feno henatra,
Falifaly, tsy mahatombona
Ny eritreritro, misahotaka, miparitaka
Nony nahalala anao,
Ianao endrika baliaka sy mirana,
Dia sahirana aho…
Ilay feonao, toa mibitsika fitiavana
Ny tontoloko miha-màvana,
Fa nolokoin’ny fiainanao, ny jerinao
Sahy, mahitsy, feno fahatsorana,
Tsy miolankolana,
Mahatorana ahy…
Tsy matory aho, tsy hitako ny atao,
Ny ampitso tiako ho tonga dieny izao,
Mivadibadika eo ny oran’ny aliko
Ny andro maraina mila tsy ho andriko…
Ka antsoiko ve, sa andrasako,
Ny bitaky ny foko injao tsy tononkira.serasera.org tantiko?
Te ahita anao aho rahavako,
Rakotra anao ny fanahiko!
Dia ataoko ahoana ary ity izaho
Zary tonga fioaccl sento lavitra anao?
Ny aingam-panahy no tsy tànako,
Nahavitàko hira gurwpa ny tantarako!
Tonony : Lalatiana Rajaofara
Feony : Rija Randrianivosoa / laujm Lalatiana Rajaofara
Falifaly, tsy mahatombona
Ny eritreritro, misahotaka, miparitaka
Nony nahalala anao,
Ianao endrika baliaka sy mirana,
Dia sahirana aho…
Ilay feonao, toa mibitsika fitiavana
Ny tontoloko miha-màvana,
Fa nolokoin’ny fiainanao, ny jerinao
Sahy, mahitsy, feno fahatsorana,
Tsy miolankolana,
Mahatorana ahy…
Tsy matory aho, tsy hitako ny atao,
Ny ampitso tiako ho tonga dieny izao,
Mivadibadika eo ny oran’ny aliko
Ny andro maraina mila tsy ho andriko…
Ka antsoiko ve, sa andrasako,
Ny bitaky ny foko injao tsy tononkira.serasera.org tantiko?
Te ahita anao aho rahavako,
Rakotra anao ny fanahiko!
Dia ataoko ahoana ary ity izaho
Zary tonga fioaccl sento lavitra anao?
Ny aingam-panahy no tsy tànako,
Nahavitàko hira gurwpa ny tantarako!
Tonony : Lalatiana Rajaofara
Feony : Rija Randrianivosoa / laujm Lalatiana Rajaofara
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LalatianaHits : 4494
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2014 17:13
