Ivoara (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any lavitra anyMisy toerana iray raha vao tsaroako
Ny hafaliana mameno izany foko !
Fa toeran-kirahira,
N’aiza n’aiza aleha dia mahavariana,
Tsy ahatsiaroana mihitsy izay fodiana,
F’izay rehetra atao dia fifaliana !
Ivoara, tsy ho adinoko akory ireny
Tsikitsiky mameno arabe
Ivoara, tsy ampy hitantarako anao izay vita izay
Any aoriana any aho ho avy indray
Fa misy mahatamana koa anie aty aminay
--------
Rohy: