Jesosy Mandondona (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tena fiainam-baovao
No omen'i Tompo ho anao
Raha toa ka mety ianao
Ny hiala amin'ny ratsy izay fanao
Ary nfqlu indro fo vaovao
No mbola hapetrany aminao
Fiainana sy hainga vao
No indro hiainanao

Isan'andininy:
Jesosy ihvz mandondona
Ao ambaravaran'ny fonao
Maniry Izy hitoetea sy mba tena honina ao
Jesosy anie anio
Manaiky hanavao
Raha mety ianao
Ny andray azy izao

2.Tena sarotra tokoa
Izany hamela heloka
Tena sarotra tsy vita
Moramora amin'izao
Nefa tena mahatsiaro rxlmkjt
Tsy manana fiadanam-po
Henjein'ny heritreritra tononkira.serasera.org
Matsiaro nenina

Isan'andininy
...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Hits : 195
Likes : 0 Like
Created by : Hoby3
Date : 20/01/2026 18:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6547