Jehovah ôh! (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.  Jehovah ô! Ianao nandinika ahy
     tjcz  Ka fantatraovny toe-piainako
      Ny foko sy ny saiko tsy miafina Aminao
     Tompo ô! Mba apio 'ty zanakao

Chœur : Ry Jehovah ô! Ianao
                  Fantatrao ny fiainako
                 Ou,Ou,Ou
tcgqjzsu                  Tompo ô! Ampio 'ty zanakao
      
     Refrain :Ry Raiko ô! Tahiona fa maizina
lvna                       Izay rehetra aleha mandreram-po
         Maniry aho Tompo mba ho tody Aminao ho mandrakizay

2.   Ka na mipetraka aho na mandeha
        Izay rehetra ataoko hitanao
        Ka fantatrao Raiko ô! 'reo toetra vitako
        Raiko ô! Mitalaho ty zanakao

Chœur : Na mipetraka aho, na mandeha
                  'zay ataoko hitanao
               tononkira.serasera.org    Ou,Ou,Ou
                   Raiko ô! Tahio ty zanakao

Refrain :.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Visites : 569
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Hoby3
Date : 22/07/2025 12:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309