Ampianaro (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro hahay andray izay
Lazain'ny teninao izahay
Fa mbola bado ka tononkira.serasera.org mila
Mpanorolalana hanazava
Izay rehetra alehanay
Ampianaro koa hahay hisedra
Ireo fankam-panahy
Maro izay misarika hanalavitra Hanao
Ka tsy ho resy fa ho mpandresy
Ka handroso lvsjd hery antrany
Anatontosa ny asa
Izay nasainao ho tanterahanay
Fa maivana ny otako ianao
Nefa izahay tpmsgvii toa mialangalana
Tsy te hotondra
Fa toa mataotra raha sendra tojo
Zava-tsatotra
Fa Hianao koa no efa nilaza
Fa tsy hamela anay auhzm irery ety
Ka noho izany dia angatahinay
Ianao tsy hisaraka aminay
Lazain'ny teninao izahay
Fa mbola bado ka tononkira.serasera.org mila
Mpanorolalana hanazava
Izay rehetra alehanay
Ampianaro koa hahay hisedra
Ireo fankam-panahy
Maro izay misarika hanalavitra Hanao
Ka tsy ho resy fa ho mpandresy
Ka handroso lvsjd hery antrany
Anatontosa ny asa
Izay nasainao ho tanterahanay
Fa maivana ny otako ianao
Nefa izahay tpmsgvii toa mialangalana
Tsy te hotondra
Fa toa mataotra raha sendra tojo
Zava-tsatotra
Fa Hianao koa no efa nilaza
Fa tsy hamela anay auhzm irery ety
Ka noho izany dia angatahinay
Ianao tsy hisaraka aminay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 292
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 07/11/2025 13:03
