Ry mino ô avia (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renao ve ny feo manako feon'anjely marobeHo avy ho avy ao Bethlehema x2
Nahafoy ny lapan-dRainy tonga nidina tety
Jesosy mpamonjy ilay mesia x2
Haleloia x4
Tompo manan-daza Izy haleloia
Teny tonga nofo Izy Haleloia
Tompo manan-daza, teny tonga nofo
Raiso ao am-ponao, ilay mpanjakanao
Avia ry mino, hifaly sy hihoby
Avia avia hakany Bethlehema
Teraka Jeso Tompon'ny anjely
Avia hitsaoka Azy izay Tomponao
He arahaba! Tonga ety an-tany
Ny tompo mpamonjy sy mpanjaka
Tenin'ny Ray teny tonga nofo
Avia hitsaoka Azy izay Tomponao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 42
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 05/04/2025 15:57
