DERAO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao, derao derao e!Jesosy tomponao
Hobio, hobio, hobio e !
Hobio ny anarany
Derao, derao derao e!
Jesosy tomponao
Hobio, hobio, hobio e !
Hobio ny anarany
Refrain:
Masina Ianao Ray tsitoha
Tsy manam-paharoa tokoa
Asandratray Ianao e!
Mpanjaka lehibe
Mba raiso amin’ny fonao Izy e!
Mba hanjakany ny fiainanao
(Raiso e ny mpamonjinao e)
Ny famindram-pony
Maharitra mandrakizay
(Raiso eny mpamonjinao)
Fa Tompo tsy miova Izy e!
Omaly sy anio
(Ary ho mandrakizay e)
Asandratray avo
Ny anaranao masina
(Tompo masina Ianao e)
Refrain:
Masina Ianao Ray tsitoha...
Andao hihira hira fiderana e!
(Ho an’i Jeso ilay mpanjakanay)
Famindram-po no iainana isan’andro e!
(Saotra sy dera no asandratray)
Refrain:
Masina Ianao Ray tsitoha...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 423
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 01/12/2022 13:11