Ilay mahantra (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro maraina vao mifoha
Andro iray vaovao eo @ fiainako
Ny omaly ihany ve no hosainiko
Tsy misy hafa fa iray ihany koa
Andro djgyn maraina...
KA INONA ARY NO tononkira.serasera.org HATAOKO?
Hanao inona (2)
Mandritry ny andro?
SAKAFO rcao IHANY NO ATO AN-TSAIKO
Hanao inona (2)
Mba hahazoako izany?
Ho rpkf aiza e (2) ilay mahantra
Toa tsy mba faly @ fiainana
Ho aiza e (2) ilay mahantra
Oie ka mba vonjeo re
Ho aiza e?
Andro iray vaovao eo @ fiainako
Ny omaly ihany ve no hosainiko
Tsy misy hafa fa iray ihany koa
Andro djgyn maraina...
KA INONA ARY NO tononkira.serasera.org HATAOKO?
Hanao inona (2)
Mandritry ny andro?
SAKAFO rcao IHANY NO ATO AN-TSAIKO
Hanao inona (2)
Mba hahazoako izany?
Ho rpkf aiza e (2) ilay mahantra
Toa tsy mba faly @ fiainana
Ho aiza e (2) ilay mahantra
Oie ka mba vonjeo re
Ho aiza e?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 14405
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : abbath
Daty : 29/12/2002 19:40
