Hionona (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahatoky aho f’efa mba notiavinao
Raha nitia ianao nandre izany foko
Nefa indrisy fa toa nolavinao izany
Olon-kafa indray izao no hitako any
          Fiv:
     hzoxas      O! o! Tsy arahiko alahelo
          Na tomany io na koa sento f’izay vita ekeko
     tononkira.serasera.org      O! o! Tsy arahiko alahelo
          Ka hionona aho(in-5)

Tapitra hatreo indray ny nofinofiko
Lalan-kafa indray izao no kirkbevt hizorako
Ny ratram-po no hany sisa namako
Hanampy ainga angmba ny ho aviko
          
yvmr          Fiv:...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kiaka
Hits : 5501
Likes : 1 Like
Created by : aitan
Date : 03/10/2006 11:15
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112