Fanoherana (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ela akory izahay
Teo ambany fahefanao
Voafetra tamin’ny revy, ny ditra natao
Ny volo lava, vfkm tapaho kely io
Nanaiky ireny satria tena tia
Saingy nandao io hariva io
Réf :
Tsy voasakanao izahay
N’inona inona ataonao
Na tady mahazaka na rojo vy
Tsy voasakanao ny aty
Amin’izao taitra izahay
Ka nifoha hqjz ilay fanoherana
Taitra ianao ka lasa nisafoaka
Izaho koa tsy te hahalala
Fa yzkibwh voaroaka izay tononkira.serasera.org manadala
Mipitika ery vao tonga saina
Teo ambany fahefanao
Voafetra tamin’ny revy, ny ditra natao
Ny volo lava, vfkm tapaho kely io
Nanaiky ireny satria tena tia
Saingy nandao io hariva io
Réf :
Tsy voasakanao izahay
N’inona inona ataonao
Na tady mahazaka na rojo vy
Tsy voasakanao ny aty
Amin’izao taitra izahay
Ka nifoha hqjz ilay fanoherana
Taitra ianao ka lasa nisafoaka
Izaho koa tsy te hahalala
Fa yzkibwh voaroaka izay tononkira.serasera.org manadala
Mipitika ery vao tonga saina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KiakaVisites : 5064
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 31/01/2005 08:01
