JESOSY NO MPANAVOTRA (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY NO MPANAVOTRA
Jesosy no Mpanavotra ahy
Izy no nanafaka ahy
Izy no làlana sy Fahamarinana
Izy no Fiainana ho vantanina rahatrizay
Ho derainay, anakalazainay
Ho Doria Doria
Ianao Jesosy tononkira.serasera.org no Mpamonjy
Ka tsy misy mahasolo Anao
Ianao no tena maminay
Jesosy no Fiainana sy Hery
Nahatonga antsika ldwanbme ho Mpandresy
Izy nijaly sy nohelohina
Nefa nandresy ny fahafatesana
Ho derainay, anakalazainay cnnffij
Ho stgm mandrakizay
Ianao Jesosy no Mpamonjy
Ka tsy misy mahasolo Anao
Ianao no tena maminay
Ianao Jesosy no Mpamonjy
Tsy misy mahasolo Anao
A/C : Zozo
©Kanton’ny Fanantenana
Jesosy no Mpanavotra ahy
Izy no nanafaka ahy
Izy no làlana sy Fahamarinana
Izy no Fiainana ho vantanina rahatrizay
Ho derainay, anakalazainay
Ho Doria Doria
Ianao Jesosy tononkira.serasera.org no Mpamonjy
Ka tsy misy mahasolo Anao
Ianao no tena maminay
Jesosy no Fiainana sy Hery
Nahatonga antsika ldwanbme ho Mpandresy
Izy nijaly sy nohelohina
Nefa nandresy ny fahafatesana
Ho derainay, anakalazainay cnnffij
Ho stgm mandrakizay
Ianao Jesosy no Mpamonjy
Ka tsy misy mahasolo Anao
Ianao no tena maminay
Ianao Jesosy no Mpamonjy
Tsy misy mahasolo Anao
A/C : Zozo
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 918
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
