JESOSY NO MPANAVOTRA (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY NO MPANAVOTRA
Jesosy no Mpanavotra ahy
Izy no nanafaka ahy
Izy no làlana sy Fahamarinana
Izy no Fiainana ho vantanina rahatrizay
Ho derainay, anakalazainay povspj
Ho Doria cufkbjg Doria
Ianao Jesosy wcrlyduy no Mpamonjy
Ka tsy misy mahasolo Anao
Ianao no tena maminay
Jesosy no Fiainana sy Hery
Nahatonga antsika ho Mpandresy
Izy nijaly sy nohelohina
Nefa nandresy ny fahafatesana
Ho derainay, anakalazainay
Ho mandrakizay
Ianao tononkira.serasera.org Jesosy no Mpamonjy
Ka tsy misy mahasolo Anao
Ianao no tena maminay
Ianao Jesosy no Mpamonjy
Tsy misy mahasolo Anao
A/C : Zozo
©Kanton’ny Fanantenana
Jesosy no Mpanavotra ahy
Izy no nanafaka ahy
Izy no làlana sy Fahamarinana
Izy no Fiainana ho vantanina rahatrizay
Ho derainay, anakalazainay povspj
Ho Doria cufkbjg Doria
Ianao Jesosy wcrlyduy no Mpamonjy
Ka tsy misy mahasolo Anao
Ianao no tena maminay
Jesosy no Fiainana sy Hery
Nahatonga antsika ho Mpandresy
Izy nijaly sy nohelohina
Nefa nandresy ny fahafatesana
Ho derainay, anakalazainay
Ho mandrakizay
Ianao tononkira.serasera.org Jesosy no Mpamonjy
Ka tsy misy mahasolo Anao
Ianao no tena maminay
Ianao Jesosy no Mpamonjy
Tsy misy mahasolo Anao
A/C : Zozo
©Kanton’ny Fanantenana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 846
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
