IZA MOA AHO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IZA MOA AHO ?
Nandova ota hatrany am-bohoka aho
Nanao izay nampalahelo Anao
Nefa dia notiavinao Jesosy
Tsy navelanao raha tsy azonao
Ref : Iza moa aho no nofidinao ?
nfmvksg Iza moa aho no mlokiuch notendrenao ?
Iza moa no nantsoinao Jesosy ?
Mpanota mahantra aho, nanalavitra Anao
Nandeha ny tononkira.serasera.org fotoana, lehibe aho
Ka nankamamy ireo ratsy fanao
Tsy kivy Ianao fa nananatra ahy hatrany hatrany
Satria yhmb tianao hiverina Aminao
A/C : Christian
Nandova ota hatrany am-bohoka aho
Nanao izay nampalahelo Anao
Nefa dia notiavinao Jesosy
Tsy navelanao raha tsy azonao
Ref : Iza moa aho no nofidinao ?
nfmvksg Iza moa aho no mlokiuch notendrenao ?
Iza moa no nantsoinao Jesosy ?
Mpanota mahantra aho, nanalavitra Anao
Nandeha ny tononkira.serasera.org fotoana, lehibe aho
Ka nankamamy ireo ratsy fanao
Tsy kivy Ianao fa nananatra ahy hatrany hatrany
Satria yhmb tianao hiverina Aminao
A/C : Christian
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 760
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:13
