IZA MOA AHO (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IZA MOA AHO ?
Nandova ota hatrany am-bohoka aho
Nanao izay nampalahelo Anao
Nefa dia notiavinao Jesosy
Tsy navelanao raha tsy azonao

  Ref :  Iza moa aho no nofidinao ?
   Iza moa aho no notendrenao ?
   Iza moa no nantsoinao Jesosy ?
   kvnw Mpanota mahantra aho, slrzbnu xofpzo nanalavitra Anao

Nandeha ny fotoana, lehibe aho
Ka nankamamy ireo ratsy tononkira.serasera.org fanao
Tsy kivy Ianao fa nananatra ahy hatrany hatrany
Satria tianao hiverina Aminao

A/C : Christian

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Hits : 710
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0386