Kisendrasendra (Kafa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kisendrasendra fotsiny ihany no mba naha-mpinamana antsika
Satria fitia tsy namboarina fa tonga tampotampoka
Nony elaela hwcztu teny nifanerasera foana
Ary nahatsapako fa mety raha ho namako ialahy

Tsy nanafina intsony aho fa nasehoko an'ialahy avokoa
Izay rehetra tamiko na ratsy izany na zjdlgobr soa
Tsy nanafina intsony aho fa nasehoko an'ialahy avokoa
Izay rehetra tamiko na ratsy izany na soa

Kinanjo taty aoriana, fifankazarana sisa
Somary sdxjo niova kely ialahy, diso sahisahy
Vao ireo toetra sy fihetsika tsy voatandrintandrina intsony
Ka nataingintaingin'ialahy ho ambany ambony ny amintsika e

Tsy haiko aloha ny fihevitr'ialahy fa nahatonga saina kely ahy ihany
Ny fahalalan'ialahy ny ato am-poko anefa mbola ho sarotsarotra tononkira.serasera.org ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kafa
Vangy : 668
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dahfara
Daty : 11/10/2024 20:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0681