Zava-miafina (Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zava-miafina ry Raiko
Raha ny fitantananao
Satria ireo zava-tsarotra mandreraka ny saiko
Dia avelanao takai hiseho fa hovainao rehefa avy eo
Ref: Ka ireo olana rehetra itaxnenj mitranga
Lokon-danitra mainty tsy manga
Dia tononkira.serasera.org hainao ampitoviana
Fifaliana, fahoriana
Aleo mangina
Oram-baratra mifafy
Tafiotra sy tidaqgsy tselatra
Dia mbola tiako re ny manambara ary manamafy
Jeso no aro sy helatra, toky mivelatra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JacquelineHits : 2597
Likes : 1 Like
Created by : Merlia
Date : 29/02/2016 14:25