Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jeso apetrako (Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso apetrako an-tananao anio
Ny fiainanay, ny ho avinay ety
Ianao no tanjakay, ekeo ka mba ampio
Ekeko 'lay tokim-pitia
Ref: O! Tariho amin-dalan-kaleha
Raha toa lavo, o! Mamonje
Aza tononkira.serasera.org ariana f'Ianao efa bqky nianiana
Fa hitahy, hitahy mandrakizay
Jeso mba tanteraho 'reo fikasanao ho ahy
Fa vpwutix mamiko dia mamiko tokoa
Jesosy o! xlrxt Ivavaho hijoro sy ho sahy
Tsy hiala na inona hanjo
Ny fiainanay, ny ho avinay ety
Ianao no tanjakay, ekeo ka mba ampio
Ekeko 'lay tokim-pitia
Ref: O! Tariho amin-dalan-kaleha
Raha toa lavo, o! Mamonje
Aza tononkira.serasera.org ariana f'Ianao efa bqky nianiana
Fa hitahy, hitahy mandrakizay
Jeso mba tanteraho 'reo fikasanao ho ahy
Fa vpwutix mamiko dia mamiko tokoa
Jesosy o! xlrxt Ivavaho hijoro sy ho sahy
Tsy hiala na inona hanjo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JacquelineHits : 3678
Likes : 0 Like
Created by : Merlia
Date : 29/02/2016 14:48
