Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tia anao Jeso (Ivoara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ambarako aminao, lazaiko tsotr'izao
Jeso no Ilay mahery, mpanavotra, mpamela heloka.
Tsy tantiny sady tsy sitrany isika hivarilavo
Fa satrinao 'zahay, Jeso hidera Anao sy hanompo Anao.
Ref:
Tia anao Jeso, tia tononkira.serasera.org anao gaedr tokoa Jeso
Lehibe ny famindram-pony aminao
Ankalazaina anie ny anaranao, Jeso
Tia anao Jeso, tsy mahafoy anao tokoa Jeso
Sarobidy loatra cpzb ny fahasoavany
Tia anao tokoa Jeso.
2. cqryk Natolony ny ainy mba hanavotra anao
N'inona heloka vitanao, Jeso no mpamonjy tena tia
Omeo Azy ny fonao, tompon'ny fiainanao
Ka inona no andrasanao, Jeso miantso, miandry anao.
Ref...

--------
Link: