Ampidiro aloha ny tenimiafina
Je t'aime (Ivoara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hariva izaho andeha hody iny, nahatazana anaoVoatery ianao nanatitra ahy
Tsy nampoiziko tokoa, ny hahita anao
Hafaliana ny fo, fa tiako ianao
Avant refrain:
Tsy tsapako intsony, ilay izaho te hody iny
Satriko foana anilanao
Izaho tsy te hody, f'hanaraka anao
Satriko foana anilanao
Refrain:
Tiako ianao, eny tiako ianao
Mamiko ianao rahatrizay
Tiako ianao, eny tiako ianao
Mamiko ianao rahatrizay
Avant ref : Tsy tsapako intsony...
Bridge:
Tiako ianao, tena tiako ianao
Mamiko ianao rahatrizay
Tiako ianao, tena tiako ianao
Mamiko ianao rahatrizay...
An an an an an an an an an an...
IVOARA feat. HIRA. (Album: Tafaray)
Mai 2007
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IvoaraHits : 4306
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 16/04/2017 10:29
