Zovy (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay nahatongavanao
Teto an-tanana
Niova tokoa ny fiainanay
Nandrenesana hirahira
Sy korana
Feno haravoana ny tontolonay

Zovy no anaranao

Eoa Zama ywztnp teny averinao vnrk mazana
Io no fiantsoanay lhmseajk tononkira.serasera.org rehetra anao
Teto an-tanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Iraimbilanja
Vangy : 3727
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 29/07/2003 16:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0596