Tsy eo ianao (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mangina ny eto tsy eo ianaoToa mampisentosento tsy eo ianao
Mahantra tsikitsiky tsy eo ianao
Ny alina mangatsiaka lasa ianao
Lasa ianao tsy niteny na ho aiza
Izaho izao mahandro vary sy mitaiza
Malahelo anao anao
Mikorontana ny trano tsy eo ianao
Vaky ho azy ny lovia aminao
Malahelo anao anao
Toa mangina ny eto...
Mikorontana ny trano tsy eo ianao
Vaky ho azy ny lovia aminao
Malahelo anao anao
Tsisy intsony ireo dina izay fanao
Zary moana ny trano tsy eo ianao
Malahelo anao anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 5107
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 09/06/2002 20:04
