Tondrom-peo Sora-piankohonana
Tamin'izay andro izay, nifanena tampoka izahay
Saika hivily làlana izy angamba, nody tsy nahita sy tsy te hahalala
Nantsafaiko narahabaina, zara fa namaly, hitako hoe nalaina
Nohatoniko izy, tsy afaka niala, nosahirana mitantana ireo zaza
Ay tokoa moa nisy ny taloha, ialako tsiny avokoa
Noheveriko fa hoe kilalao, niniana natao
...
Ts'isy sora-piankohonana, tsy zanaky ny fiangonana
...