Ray ô! (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola lavitra ny jyzq lalana mankaminao Ray ô!
Lavitra (3) re
Mamelà ny helokay fa mpanonta izahay Zanahary ô!
Feno fandrika ny lalana mankaminao Ray ô!
Sarotra (3) re
Mamela ucadw ny yjsgpa helokay tononkira.serasera.org fa mpanonta izahay Zanahary ô!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 3341
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 25/10/2003 20:59