You are here: home > Tononkira > Iraimbilanja

'Nao Ragnisy (Iraimbilanja)

Ie e! ’nao ragnitsy
’nareo lavitsa agny
Tsy mahafantatsy

Soa gny lehilahy mahay mialy
Rombahin’ny gn’ampela madarasy
Magnesa, ’ze tratsigny any

Agnomby lahimena maherinay e!
Mamango tsy vany mampiolomay e!
Mandavo ’tononkira.serasera.orgze tratsiny agny

Ie e! ’nao ragnitsy
’nareo lavitsa agny
Tsy mahafantatsy

Soa gn’ampela mahay mihamy
Rombahin’ny gny gao mpamaraky
Magnesa, ’ze lalana ombany

Somondrara soa maro magnakasy
Magnia koaky magnia takasy
Iza? ’ze olo-sagnagnany?

Mpihira : Iraimbilanja
Mpamaky : 3252
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Tamin'ny : 06/03/2003 18:23:10
ID : 1501

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo