VAZON'NY TANÀNA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAZON 'NY TANANA
Ity ho aho lay vazon'ny tanana
Taomy daholo reo akama,,
Ela dia ela tsy nihaona,,
Mila tsy ho andry la fotoana,,
(Tsy misy kozy, tononkira.serasera.org tsy misy safara, uvaslog tsy misy hoe aoana, tsy misy tantara,, f isika zay tonga rehetra dia manala azy an) 2
Zay ho aho lay vazon ny tanàna,,
Lasa ny vetso ka tsy tàna,, any reo havana malala,,
Any ry Ikoto sy ry kala,,
(Matsiarotsiaro lay tany niavina,,
Lay ambanivohitra kely mangina,,
Nipoiran'ny Ikaky sy i Neny
Ka tsy ho hadinoina) 2
Io ho aho lay vazon'ny tanàna,,
Tonga daholo ireo akama,,
Miainga lay adydam vazo manadala
Mandramaraina tsy miala
(revy tsy misy matosy io ry nama, fa tonga dia feo sy Gilita no miainga,, tsy mahatsiaro mody daholo fa mbola tamana) 2
Ity hoy aho hyei lay vazon'ny tanàna,,
,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,
A/C:R. JOSE

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 1208
Likes : 0 Like
Created by : hasimbola20
Date : 26/08/2020 14:49