VAZON'NY TANÀNA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAZON 'NY TANANA
Ity ho aho lay jslpd vazon'ny tanana
Taomy daholo reo akama,,
Ela dia ela tsy tononkira.serasera.org nihaona,,
Mila tsy ho andry la fotoana,,
(Tsy misy kozy, tsy misy safara, tsy misy hoe aoana, tsy misy tantara,, f isika zay tonga rehetra dia manala azy an) 2
Zay ho aho lay vazon ny tanàna,,
Lasa ny vetso ka tsy tàna,, any reo havana malala,,
Any ry Ikoto sy ry kala,,
(Matsiarotsiaro lay tany niavina,,
Lay ambanivohitra jbhtqve kely mangina,,
Nipoiran'ny Ikaky sy i Neny
Ka tsy ho hadinoina) 2
Io ho aho lay vazon'ny tanàna,,
Tonga daholo ireo akama,,
Miainga lay vazo manadala
Mandramaraina tsy miala
(revy tsy misy matosy io ry nama, fa tonga dia feo sy Gilita no miainga,, tsy mahatsiaro mody daholo fa mbola tamana) 2
Ity hoy aho lay vazon'ny tanàna,,
,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,
A/C:R. lezbdd JOSE

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 1210
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasimbola20
Date : 26/08/2020 14:49