SENTOM-POKO (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SENTOMPOKO
Ny sentosentom poko
Sy dajv ny ratrako anaty,,
Avelao ireny hijanona ho ahy,
F aza ho entinao mankany,
Sao dia hanimba, sy vao maika hampijaly,,
Izato fiainanao iriko ho faly
F 'aza rarahinao akory tononkira.serasera.org ny ahy,,
Modio tsy jerena, ity foko onena,,
Angamba efa jambena toa nksknonl tsy haray tena,
Iriko tsy andatsa,, na amoha ny lasa,,
Avelao ny foko ho rotidrotika,,
Fa rehefa reraka izy hilofika,
Natokana izy dmlujbs angamba,,
Ho akaikin'ny fahatsiarovana,,
Mampisento sy mahatorovana,,
Ity foko fadiranovana,
Avelao aho ho amizao
Fa hataovy ny hasambatra anao,,
Fa raha ny amiko sy ny momba ahy rehetra,,
Aza atao manapoizina ny fiainanao,,,
Modio tsy jerena,,,,,,,
,,,,,,,,,,,
A/C:JOSE, HANITRA,
Ny sentosentom poko
Sy dajv ny ratrako anaty,,
Avelao ireny hijanona ho ahy,
F aza ho entinao mankany,
Sao dia hanimba, sy vao maika hampijaly,,
Izato fiainanao iriko ho faly
F 'aza rarahinao akory tononkira.serasera.org ny ahy,,
Modio tsy jerena, ity foko onena,,
Angamba efa jambena toa nksknonl tsy haray tena,
Iriko tsy andatsa,, na amoha ny lasa,,
Avelao ny foko ho rotidrotika,,
Fa rehefa reraka izy hilofika,
Natokana izy dmlujbs angamba,,
Ho akaikin'ny fahatsiarovana,,
Mampisento sy mahatorovana,,
Ity foko fadiranovana,
Avelao aho ho amizao
Fa hataovy ny hasambatra anao,,
Fa raha ny amiko sy ny momba ahy rehetra,,
Aza atao manapoizina ny fiainanao,,,
Modio tsy jerena,,,,,,,
,,,,,,,,,,,
A/C:JOSE, HANITRA,
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 1477
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 26/08/2020 14:48
