SENTOM-POKO (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SENTOMPOKO
Ny sentosentom poko
Sy ny ratrako anaty,,
Avelao mrelbmk ireny hijanona ho ahy,
F aza ho entinao mankany,
Sao dia hanimba, sy vao zxhlb maika hampijaly,,
Izato fiainanao iriko ho faly
F 'aza rarahinao akory ny ahy,,
Modio tsy jerena, ity foko onena,,
Angamba efa jambena toa tsy haray tena,
Iriko tsy andatsa,, na amoha ny lasa,,
Avelao ny foko ho rotidrotika,,
Fa rehefa reraka izy hilofika,
Natokana izy angamba,,
Ho tononkira.serasera.org akaikin'ny fahatsiarovana,,
Mampisento sy mahatorovana,,
Ity foko fadiranovana,
Avelao aho ho amizao
Fa hataovy ny hasambatra anao,,
Fa raha ny amiko sy ny momba ahy rehetra,,
Aza atao manapoizina vwaqt ny fiainanao,,,
Modio tsy jerena,,,,,,,
,,,,,,,,,,,
A/C:JOSE, HANITRA,
Ny sentosentom poko
Sy ny ratrako anaty,,
Avelao mrelbmk ireny hijanona ho ahy,
F aza ho entinao mankany,
Sao dia hanimba, sy vao zxhlb maika hampijaly,,
Izato fiainanao iriko ho faly
F 'aza rarahinao akory ny ahy,,
Modio tsy jerena, ity foko onena,,
Angamba efa jambena toa tsy haray tena,
Iriko tsy andatsa,, na amoha ny lasa,,
Avelao ny foko ho rotidrotika,,
Fa rehefa reraka izy hilofika,
Natokana izy angamba,,
Ho tononkira.serasera.org akaikin'ny fahatsiarovana,,
Mampisento sy mahatorovana,,
Ity foko fadiranovana,
Avelao aho ho amizao
Fa hataovy ny hasambatra anao,,
Fa raha ny amiko sy ny momba ahy rehetra,,
Aza atao manapoizina vwaqt ny fiainanao,,,
Modio tsy jerena,,,,,,,
,,,,,,,,,,,
A/C:JOSE, HANITRA,
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 1479
Likes : 0 Like
Created by : hasimbola20
Date : 26/08/2020 14:48
