You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

MPANDRESY (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/mpandresy-1

Fa raha resy ianao omaly e
Araraoty ny androany
Aza manaiky ho resy
Hadinoy reo tsy nety
Fa ianao lay mpandresy..

Mitraka mivonona,ndao iaraha.hirona
Ialao ny akamoana,fa na inon.kidona
Dia manana finoana,fa tsy hiverina intsony

(fa tsy maintsy ho tafita e)3
Dia manana finoana e..

Fa raha resy.......
...Tsiky dia ampy.........
Ny toloko toreo,aoka hijanona hatreo
Asandrato ny feo ,ka ho sahy sy hiseo
Fa ireo tsy nety ireo,efa tapitra hatreo.
(fa tsy maintsy ho tafita e)3

Dia araho la.mozika,dia fenoy tsikitsiky
Ho hitanao fa ho vita,na reo mbola tsy hita
Fa ny fiarahantsika,dia tsy misy tomika.
(fa tsy maintsy ho tafita e)3
Fa raha resy.........

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 962
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ratsokona
Tamin'ny : 30/08/2017 14:30:36
ID : 9910

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo