MPANDRESY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa raha resy ianao omaly e
Araraoty ny androany
Aza manaiky ho resy
Hadinoy reo tsy nety
Fa vtnot ianao lay mpandresy..
Mitraka gpozpgqr mivonona,ndao iaraha.hirona
Ialao ny akamoana,fa na inon.kidona
Dia manana finoana,fa tsy hiverina intsony
(fa tsy maintsy ho tafita e)3
Dia manana finoana e..
Fa raha resy.......
............
Ny toloko toreo,aoka hijanona hatreo
Asandrato ny feo ,ka ho sahy sy hiseo
Fa tononkira.serasera.org ireo tsy nety ireo,efa tapitra hatreo.
(fa tsy maintsy ho tafita e)3
Dia araho la.mozika,dia fenoy tsikitsiky
Ho hitanao fa ho fjihdmoa vita,na reo mbola tsy hita
Fa ny fiarahantsika,dia tsy misy tomika.
(fa tsy maintsy ho tafita e)3
Fa raha resy.........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 2484
Likes : 1 Like
Created by : ratsokona
Date : 30/08/2017 14:30