You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

MENJA (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/menja

MENJA..
Fantatro fa nandratra anao,,
Lay teniko omaly hariva iny,,
Ka (nalahelo ianao)  tamizay!
Tsy hitako izay azo atao,,
Fa toa hadino ny fahiny,,
Mbola hiverina, hiverina..
Eto indray...
Ny fitiavana anie tsy kilalao..
Hisangisangina amin 'zao fiainana iztononkira.serasera.orgao,,
Mbola haveriko eto indray,,
Hendr? tsara ianao akia ry Menja...
Ny elanelantany misy amintsika,,
Tsy hampiova tsy hampangatsika..
F ilay fitiavana, fitiavako,,
Ho anao,,,
Raha mbola misy azo atao,,
Taratasy ataovy sesilany,,
Mahareta kely ianao,,
Lala õ!  
Ny fitiavana anie.....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 225
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hasimbola20
Tamin'ny : 29/08/2020 21:50:14
ID : 13029

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo