MENJA (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MENJA..
Fantatro mjzzto fa nandratra anao,,
Lay teniko omaly hariva iny,,
Ka (nalahelo ianao)  tamizay!
Tsy hitako izay azo atao,,
Fa toa hadino ny fahiny,,
Mbola hyzgf hiverina, hiverina..
Eto indray...
Ny fitiavana anie tsy kilalao..
Hisangisangina amin 'zao fiainana izao,,
Mbola haveriko eto indray,, xzhuvfl
Hendr? tsara ianao akia ry Menja...
Ny elanelantany misy amintsika,,
Tsy hampiova tsy hampangatsika..
F ilay fitiavana, fitiavako,,
Ho anao,,,
Raha mbola misy azo atao,,
Taratasy ataovy sesilany,,
Mahareta kely ianao,,
Lala tononkira.serasera.org õ!  
Ny fitiavana anie.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Hasina
Visites : 1309
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasimbola20
Date : 29/08/2020 23:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295