FOLO TAONA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FOLO TAONA..
Zay fotona izay.....
Toa tadidy ao an-tsaina sy zufqpro tantaraina,,
Hirahira miloaka ao am-po
Hirahira izay tsy afaka an-ndoha,,
Toa tsaroako isika leroa,,
Nifampitaona tetsy teroa
Avy tan-tsekoly! Ndao aloha,,
Hirahira ambony tamboho,,
(Folo taona izay) zay niarahana nihira,,
(folo azvdy taona izay)
Zay niarahana nikalo
(folo taona izay)
Vazo ydxd hampitambatra ho iray,,,
Zay fotoana ela izay
Toa tsaroana foana tsy dilan'ny taona
Kalo mampahery Fo
Mampitraka raha tojon'ny manjo,, tononkira.serasera.org
Toa tsaroako isika leroa..
.........
Zay fotona izay.....
Toa tadidy ao an-tsaina sy zufqpro tantaraina,,
Hirahira miloaka ao am-po
Hirahira izay tsy afaka an-ndoha,,
Toa tsaroako isika leroa,,
Nifampitaona tetsy teroa
Avy tan-tsekoly! Ndao aloha,,
Hirahira ambony tamboho,,
(Folo taona izay) zay niarahana nihira,,
(folo azvdy taona izay)
Zay niarahana nikalo
(folo taona izay)
Vazo ydxd hampitambatra ho iray,,,
Zay fotoana ela izay
Toa tsaroana foana tsy dilan'ny taona
Kalo mampahery Fo
Mampitraka raha tojon'ny manjo,, tononkira.serasera.org
Toa tsaroako isika leroa..
.........
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 952
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasimbola20
Date : 26/08/2020 14:49
