You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

Andao zalahy (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/andao-zalahy

Andao zalahy,andao isika havavaka e
hiaraka hidera ilay mpamonjy e
Jeso no Andriamanitse

Ho sambatra isika,hiadana ho tafita e
hipody atononkira.serasera.orgntranon-dray,dia handry fahizay e
Jeso no Andriamanitse

Ho faly izaho sy ianao,hisantatra sahady e
Ilay fiainam-baovao, hitsahatra ny ady e
Jeso no Andriamanitse

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 2488
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 22/02/2008 12:24:34
ID : 5019

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo