You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

ALAHELO (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/alahelo

Rehefa mahatsiaro anao aho
Dia mifendrofendro mitalaho
Ny alahelo no mikikitra ao an-doha

Rehefa mahatsiaro anao aho
Dia mifendrofendro mitalaho
Ny alahelo no mikikitra ao an-doha

Ref :
Fa malahelo an-dry ny aty
Mila tsy ho tafandry
Asa ianao raTsiky dia ampyha toa ahy
Fa any volana any taona
Mbola manantena foana izaho aty

Rehefa manerikerik'iny ny andro
Dia fantatro ianao fa sasa-miandry
Sasa-miandry eo an-davarangana
Rehefa manerikerik'iny ny andro
Dia fantatro ianao fa sasa-miandry
Sasa-miandry eo an-davarangana

Ref:(2)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 12999
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tsirissi
Tamin'ny : 14/07/2009 13:21:17
ID : 5628

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo