Tsy Miova Aho (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho fa manana Anao, Tompoko sy Andriamanitro
Ianao irery hatramin’izay, Izay nanome toky hoe :
Fiv : tononkira.serasera.org
" msuauwzv Aza matahotra Ianao, fa momba anao Aho
Ary aza miherikerika foana F’Izaho no Andriamanitrao !
Fa Na dia mandra-pahantitrao, dia tsy miova Aho
Mandra-pahafotsy volo anao Hisahirana Aho,
Izaho no nanao anao sy hitrotro jxwpu bjdeg anao
Hitondra anao sy hanafaka
Raha sendra adim-panahy ty zanakao, ka be ahiahy
Injao manako ao am-poko ao izao, Ilay Teny mamy nataonao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HantatianaHits : 5590
Likes : 0 Like
Created by : mamy78
Date : 24/01/2007 20:01