Maloka (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

Mihamaizina ety, mihamaloka.
Feno fitaka koa fa nolavinao ny soa.
Voatakon'ny rà ny mazava ka manjaka ny aizina ety.

Ref::Sento,jaly,ahiahy no mamatotra anay.
Ka ilay rànao no omeo ho anay.
Ry Jetononkira.serasera.orgsoa, iantrao ity taninay,
Itondrao hazavana vaovao.

Miantso anao Tompo ô izahay anio.
Koa henoy Ray Tsitoha ny fivavaky ny fo.
Ka ny saina efa trotraky ny ady no sitrano mba hody vaovao

Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Mpamaky : 272
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ridza95
Tamin'ny : 13/08/2018 17:47:07
ID : 10877

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo