Mby akaiky (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zarao ka ambarao ny famonjena
Fa mby tononkira.serasera.org aoqdh akaiky ny fiavian’ilay Mesia
Toavy tanteraho ny fanekena
Isik’izao no tena miaramilany
Ho fitaovana tena maranitra
Izaho si ianao ‘lay nofidiany
Eo an-tanan’Andriamanitra
Hanatanteraka ‘zay tiany
Ka tsy hisy na iray ‘zay hanan-tsiny
Amin’ny wbzsph andro sy fotoana hiaviany
Samy hiakatra any, hiakatra any
Samy ho sambatra, sambatra
Efa mby oucqb akaiky, akaiky
Ny Fanjakan’ny Lanitra, Lanitra
Efa mby akaiky, akaiky
‘Lay Zanak’Andriamanitra
Fa mby tononkira.serasera.org aoqdh akaiky ny fiavian’ilay Mesia
Toavy tanteraho ny fanekena
Isik’izao no tena miaramilany
Ho fitaovana tena maranitra
Izaho si ianao ‘lay nofidiany
Eo an-tanan’Andriamanitra
Hanatanteraka ‘zay tiany
Ka tsy hisy na iray ‘zay hanan-tsiny
Amin’ny wbzsph andro sy fotoana hiaviany
Samy hiakatra any, hiakatra any
Samy ho sambatra, sambatra
Efa mby oucqb akaiky, akaiky
Ny Fanjakan’ny Lanitra, Lanitra
Efa mby akaiky, akaiky
‘Lay Zanak’Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 662
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 02/08/2023 12:33
