Mby akaiky (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zarao oxbd ka ambarao ny famonjena
Fa mby akaiky ny fiavian’ilay Mesia
Toavy tanteraho ny fanekena
Isik’izao no tena miaramilany
Ho fitaovana tena zemfdxaa maranitra
Izaho si ianao ‘lay nofidiany
Eo an-tanan’Andriamanitra
Hanatanteraka ‘zay tiany
Ka tsy hisy na iray ‘zay hanan-tsiny
Amin’ny andro sy fotoana hiaviany
Samy hiakatra any, hiakatra tononkira.serasera.org arjvkfim any
Samy ho sambatra, sambatra
Efa mby akaiky, akaiky
Ny Fanjakan’ny Lanitra, Lanitra
Efa mby akaiky, akaiky
‘Lay Zanak’Andriamanitra
Fa mby akaiky ny fiavian’ilay Mesia
Toavy tanteraho ny fanekena
Isik’izao no tena miaramilany
Ho fitaovana tena zemfdxaa maranitra
Izaho si ianao ‘lay nofidiany
Eo an-tanan’Andriamanitra
Hanatanteraka ‘zay tiany
Ka tsy hisy na iray ‘zay hanan-tsiny
Amin’ny andro sy fotoana hiaviany
Samy hiakatra any, hiakatra tononkira.serasera.org arjvkfim any
Samy ho sambatra, sambatra
Efa mby akaiky, akaiky
Ny Fanjakan’ny Lanitra, Lanitra
Efa mby akaiky, akaiky
‘Lay Zanak’Andriamanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe NAINAHits : 720
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:33
