MAMINDRA FO AMIKO (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindra fo amiko
Andriamanitra ô
Araka ny fahasoavanao
Araka ny haben’ny fihantranao
Vonoy nhft ny fahadisoako
Ka mamindra fo amiko
Sasao madio aho izao
Mba ho afa-keloka
Aoka mba ho zhlckjyw diovinao
Ho afaka ny fahotako
Tsaroako dia tsaroako ny fahadisoako
Tsaroako tena tsaroako
Eo anatrehako mandrakariva
Ny fahotako
Taminao dalmlvk dia taminao
Taminao no nanotako
Izay ratsy teo imasonao
No efa vita sy nataoko
Tsaroako tononkira.serasera.org dia tsaroako ny fahadisoako
Tsaroako tena tsaroako
Eo anatrehako mandrakariva
Ny fahotako
Andriamanitra ô
Araka ny fahasoavanao
Araka ny haben’ny fihantranao
Vonoy nhft ny fahadisoako
Ka mamindra fo amiko
Sasao madio aho izao
Mba ho afa-keloka
Aoka mba ho zhlckjyw diovinao
Ho afaka ny fahotako
Tsaroako dia tsaroako ny fahadisoako
Tsaroako tena tsaroako
Eo anatrehako mandrakariva
Ny fahotako
Taminao dalmlvk dia taminao
Taminao no nanotako
Izay ratsy teo imasonao
No efa vita sy nataoko
Tsaroako tononkira.serasera.org dia tsaroako ny fahadisoako
Tsaroako tena tsaroako
Eo anatrehako mandrakariva
Ny fahotako
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 885
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 01/08/2023 13:38
