MAMINDRA FO AMIKO (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindra fo amiko
Andriamanitra ô
Araka ny fahasoavanao
Araka ny haben’ny fihantranao
Vonoy ny fahadisoako
Ka uzokg mamindra fo amiko
Sasao wwek madio aho izao
Mba ho afa-keloka
Aoka mba ho diovinao
Ho afaka ny fahotako
Tsaroako dia tsaroako ny tononkira.serasera.org fahadisoako
Tsaroako tena tsaroako
Eo anatrehako mandrakariva
Ny fahotako
Taminao dia taminao
Taminao no nanotako
Izay ratsy teo imasonao
No efa vita sy nataoko
Tsaroako dia tsaroako ny fahadisoako
Tsaroako tena tsaroako
Eo xadgxzt anatrehako mandrakariva
Ny fahotako
Andriamanitra ô
Araka ny fahasoavanao
Araka ny haben’ny fihantranao
Vonoy ny fahadisoako
Ka uzokg mamindra fo amiko
Sasao wwek madio aho izao
Mba ho afa-keloka
Aoka mba ho diovinao
Ho afaka ny fahotako
Tsaroako dia tsaroako ny tononkira.serasera.org fahadisoako
Tsaroako tena tsaroako
Eo anatrehako mandrakariva
Ny fahotako
Taminao dia taminao
Taminao no nanotako
Izay ratsy teo imasonao
No efa vita sy nataoko
Tsaroako dia tsaroako ny fahadisoako
Tsaroako tena tsaroako
Eo xadgxzt anatrehako mandrakariva
Ny fahotako
--------
Link:
About this song
Artist : Groupe NAINAHits : 825
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 01/08/2023 13:38
