MAHERY MANDRAKIZAY (Groupe NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô
Tena Lehibe Ianao
Nahary gmqsvk izao rehetra izao
Jehovah no Anaranao agmft (2x)

Andriamanitra ô
Ianao no Fiainanay
Fa sady zcihdxtt Tomponay no Ray
Mahery mandrakizay (2x)

Kanto sady tsara tononkira.serasera.org ery
Zao rehetra hita izao
Voakajinao ny asantananao
Tsy ho takatry ny saina
Ilay hery ananao
Ny hany azoko lazaina
Mahery Ianao

--------
Lien:
Commentaires
Datatoa ( 01/08/2023 13:25)
Tsara ny Tompo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe NAINA
Visites : 650
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Datatoa
Date : 01/08/2023 13:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0934