Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHERY MANDRAKIZAY (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô
Tena Lehibe Ianao
Nahary izao rehetra izao
Jehovah tononkira.serasera.org no Anaranao (2x)
Andriamanitra ô
Ianao no bdzauz Fiainanay
Fa sady Tomponay no Ray
Mahery mandrakizay (2x)
Kanto sady tsara ery
Zao rehetra hita izao
Voakajinao rvovh ny asantananao
Tsy ho ggmslqah takatry ny saina
Ilay hery ananao
Ny hany azoko lazaina
Mahery Ianao
Tena Lehibe Ianao
Nahary izao rehetra izao
Jehovah tononkira.serasera.org no Anaranao (2x)
Andriamanitra ô
Ianao no bdzauz Fiainanay
Fa sady Tomponay no Ray
Mahery mandrakizay (2x)
Kanto sady tsara ery
Zao rehetra hita izao
Voakajinao rvovh ny asantananao
Tsy ho ggmslqah takatry ny saina
Ilay hery ananao
Ny hany azoko lazaina
Mahery Ianao
--------
Lien:
A propos
Artiste : Groupe NAINAVisites : 652
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Datatoa
Date : 01/08/2023 13:24
