Jesoa tiako (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(mai 2009)
Jeso, mufxjh Jeso, tiako Ianao
Jeso, Jeso, tiako Ianao
Nandritry ny frbflhx andro izay
Niarahako taminao jeso
Dia tena tsapako tao am-po
Fa tia ahy Ianao
Nandritra izay fotoana izay
Tsy mba niala tononkira.serasera.org tamiko Ianao
Na nandao Jeso, tiako loatra Ianao
Ekeko ary izao anio izao
Ny ho irakao
Tsy asiako tambiny, zaho tsy handao
Satria tiako Ianao
Matoky aho f’Ianao Jeso
Tsy hamela ahy ho irery
Faly aho Jeso, fa vimbininao
Avy ao anatiko ao no anambarako
Fa tiako Ianao
Mba raiso re Jeso, ‘ty fo ka hanjakao
Hitoetra amin’izay aho
Fa ampy gmcyka ahy tokoa ny fitiavanao
Ho lafatra aho Jeso fa eo anilanao
Jeso, mufxjh Jeso, tiako Ianao
Jeso, Jeso, tiako Ianao
Nandritry ny frbflhx andro izay
Niarahako taminao jeso
Dia tena tsapako tao am-po
Fa tia ahy Ianao
Nandritra izay fotoana izay
Tsy mba niala tononkira.serasera.org tamiko Ianao
Na nandao Jeso, tiako loatra Ianao
Ekeko ary izao anio izao
Ny ho irakao
Tsy asiako tambiny, zaho tsy handao
Satria tiako Ianao
Matoky aho f’Ianao Jeso
Tsy hamela ahy ho irery
Faly aho Jeso, fa vimbininao
Avy ao anatiko ao no anambarako
Fa tiako Ianao
Mba raiso re Jeso, ‘ty fo ka hanjakao
Hitoetra amin’izay aho
Fa ampy gmcyka ahy tokoa ny fitiavanao
Ho lafatra aho Jeso fa eo anilanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 1948
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 24/10/2019 16:50
