HO ANAO MANOKANA (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
https://www.youtube.com/watch?v=QpdfnOn0-RA
(juin zgdtnla 2010)
Ho anao manokana
Lay sakaiza tena tiany
Ho anao no nanolorany ny ainy
Ho anao sakaizany
Ho anao Jeso Kristy
Ho anao no tononkira.serasera.org niaviany
Ianao no tena tiany
Ho anao manokana Izy
Itodiho ka mba valio
Ilay fony miandry anao
Fa tsy sitrany ny ahavery anao
Ho anao no nijaliany tety
Ho anao manontolo izay ebrkvfg nataony
Ny Mpamonjy no mitady qbrx ny fonao
Izy no manambitamby anao izao
(juin zgdtnla 2010)
Ho anao manokana
Lay sakaiza tena tiany
Ho anao no nanolorany ny ainy
Ho anao sakaizany
Ho anao Jeso Kristy
Ho anao no tononkira.serasera.org niaviany
Ianao no tena tiany
Ho anao manokana Izy
Itodiho ka mba valio
Ilay fony miandry anao
Fa tsy sitrany ny ahavery anao
Ho anao no nijaliany tety
Ho anao manontolo izay ebrkvfg nataony
Ny Mpamonjy no mitady qbrx ny fonao
Izy no manambitamby anao izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe NAINAHits : 2177
Likes : 1 Like
Created by : pinou
Date : 11/12/2015 16:31
